Malagasy Bible

Mpitsara 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Debora naniraka ka niantso an'i Baraka, zanak'i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrĂ  iray alin-dahy amin'ny taranak'i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao?

Mpitsara 4

Mpitsara 4:5-7