Malagasy Bible

Matio 11:28-30 Malagasy Bible (MG1865)

28. Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.

29. Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo.

30. Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako.