Malagasy Bible

Joba 6:6-8 Malagasy Bible (MG1865)

6. Azo hanina va ny matsatso, raha tsy asian-tsira? Na mba misy tsirony va ny tafotsin'atody?

7. Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko, na dia maharikoriko ahy aza.

8. Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen'Andriamanitra ahy anie izay iriko!