2. Mahisa ny andro ahatanterahany va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
3. Miondrika izy ka teraka, sady alefany ny faharariany.
4. Donga ny zanany, mihalehibe any an-efitra ireny; Mivoaka izy ka tsy mety miverina intsony.
5. Iza moa no nandefa ny boriki-dia ho karenjy? Ary iza no namaha ny fatoran'ny boriki-dia,
6. Izay nomeko ny tani'hay ho fitoerany ary ny tanin-tsira ho fonenany?
7. Ihomehezany ny fitabatabana ao an-tanĂ na; Tsy ahoany akory ny fiantsoantson'ny mpampandeha;