Malagasy Bible

Genesisy 10:10-15 Malagasy Bible (MG1865)

10. Ary ny niandohan'ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin'ny tany Sinara.

11. Ary nivoaka avy tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an'i Ninive mbamin'i Rehobot-ira sy Kala

12. ary Resena teo anelanelan'i Ninive sy Kala, dia ilay tanĂ na lehibe izany.

13. Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita

14. sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian'ny Filistina ary ny Kaftorita.

15. Ary Kanana niteraka an'i Sidona lahimatoany sy Heta,