Malagasy Bible

Ezra 10:42-44 Malagasy Bible (MG1865)

42. sy Saloma sy Amaria ary Josefa;

43. ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia.

44. Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa, sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin'ireny