Malagasy Bible

Ezra 10:38-44 Malagasy Bible (MG1865)

38. sy Bany sy Binoy sy Simey

39. sy Selemia sy Natana sy Adaia

40. sy Maknadebay sy Sasay sy Saray

41. sy Azarela sy Selemia sy Semaria

42. sy Saloma sy Amaria ary Josefa;

43. ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia.

44. Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa, sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin'ireny