31. ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona
32. sy Benjamina sy Maloka ary Semaria;
33. ny avy tamin'ny taranak'i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;
34. ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Maday sy Amrama sy Oela
35. sy Benaia sy Bedeia sy Keloho
36. sy Vania sy Meremota sy Eliasiba
37. sy Matania sy Matenay sy Jasao
38. sy Bany sy Binoy sy Simey
39. sy Selemia sy Natana sy Adaia
40. sy Maknadebay sy Sasay sy Saray