Malagasy Bible

Ezekiela 16:52 Malagasy Bible (MG1865)

Hianao koa dia aoka hitondra ny henatrao araka ny efa nitsaranao ny rahavavinao. Noho ny fahotanao izay nahatonga anao ho vetaveta mihoatra noho ireo, ka dia miseho ho toa marina noho ianao izy, eny, menara koa ianao, ka mitondrĂ  ny henatrao noho ny nampisehoanao ny rahavavinao ho toa marina.

Ezekiela 16

Ezekiela 16:50-62