Malagasy Bible

2 Tantara 9:4 Malagasy Bible (MG1865)

sy ny hanim-pihinany teo amin'ny latabany, sy ny fipetrahan'ny tandapany sy ny fitoeran'ny mpanompony mbamin'ny fitafian'ireo sy ny mpitondra kapoakany sy ny fitafian'ireo, ary ny ambaratonga izay niakarany ho ao an-tranon'i Jehovah, dia talanjona terį»³ izy.

2 Tantara 9

2 Tantara 9:1-9