Malagasy Bible

2 Tantara 32:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary notampenan'io Hezekia io ny fivoahan'ny rano ambony any Gihona ka nampandehaniny tany ambanin'ny tany hidina mahitsy ho any andrefan'ny TanĂ nan'i Davida izany. Ary nambinina tamin'ny asany rehetra Hezekia.

2 Tantara 32

2 Tantara 32:22-33