Malagasy Bible

2 Tantara 27:7-9 Malagasy Bible (MG1865)

7. Ary ny tantaran'i Jotama sisa mbamin'ny adiny rehetra sy ny fanaony, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany.

8. Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.

9. Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tany an-TanĂ nan'i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.