Malagasy Bible

2 Tantara 24:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nilaozany tamin'ny faharariany mafy izy, ny mpanompony dia niodina taminy noho ny ran'ny zanak'i Joiada mpisorona, ka namono azy teo am-pandriany, dia maty izy; ary naleviny tany an-TanĂ nan'i Davida ihany izy, nefa tsy tao amin'ny fasan'ny mpanjaka.

2 Tantara 24

2 Tantara 24:17-27