Malagasy Bible

2 Tantara 21:20 Malagasy Bible (MG1865)

Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema; koa lasa tsy nisy nalahelo azy izy. Ary nalevina tao an-TanĂ nan'i Davida ihany izy, nefa tsy mba tao amin'ny fasan'ny mpanjaka.

2 Tantara 21

2 Tantara 21:14-20