Malagasy Bible

2 Tantara 20:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niara-nihevitra tamin'ny olona izy, dia nanendry mpihira ho an'i Jehovah hidera amin'ny fihaingoana masina, raha mivoaka eo anoloan'ny olona efa voaomana hiady, ka hanao hoe: MiderĂ  an'i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony.

2 Tantara 20

2 Tantara 20:18-24