Malagasy Bible

2 Tantara 19:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary, indro, Amaria mpisoronabe no ho lehibenareo amin'ny raharahan'i Jehovah rehetra; ary Zebadia, zanak'Isimaela, mpanapaka ny taranak'i Joda, ho lehibenareo amin'ny raharahan'ny mpanjaka rehetra kosa; ary ny Levita ho mpifehy hanampy anareo. Mahereza, ka mahefĂ ; ary Jehovah anie homba izay tsara.

2 Tantara 19

2 Tantara 19:8-11