Malagasy Bible

2 Samoela 3:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka nanao hira fisaonana an'i Abnera hoe: Tahaka ny fahafatesan'ny adala va no tokony ho nahafatesan'i Abnera?

2 Samoela 3

2 Samoela 3:27-35