Malagasy Bible

2 Samoela 18:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka nandidy an'i Joaba sy Abisay ary Itahy hoe: Noho ny amiko dia mamindrĂ  fo amin'i Absaloma zatovo. Ary ny olona rehetra dia nahare ny nandidian'ny mpanjaka ny mpifehy rehetra ny amin'i Absaloma.

2 Samoela 18

2 Samoela 18:1-10